David Among the Philistines
1. And David said in his heart, I shall now perish one day by the hand of Saul: there is nothing better for me than that I should speedily escape into the land of the Philistines; and Saul shall despair of me, to seek me any more in any coast of Israel: so shall I escape out of his hand.
1. "David dit en lui-même: je périrai un jour par la main de Saül; il n`y a rien de mieux pour moi que de me réfugier au pays des Philistins, afin que Saül renonce à me chercher encore dans tout le territoire d`Israël; ainsi j`échapperai à sa main."
1. "Ary Davida nanao anakampo hoe: Mbola ho fatin' ny tanan' i Saoly ihany aho indray andro any; tsy misy mahasoa ahy afa-tsy ny mandositra haingana any amin' ny tanin' ny Filistina, dia hamoy ahy Saoly ka tsy hitady ahy eran' ny tanin' ny Isiraely intsony, dia ho afaka amin' ny tanany aho."
2. And David arose, and he passed over with the six hundred men that were with him unto Achish, the son of Maoch, king of Gath.
2. Et David se leva, lui et les six cents hommes qui étaient avec lui, et ils passèrent chez Akisch, fils de Maoc, roi de Gath.
2. Ary niainga i Davida nandeha mbamin' ny eninjato lahy nanaraka azy nankany amin' i Akisy, zanak' i Maoka, mpanjakan' i Gata.
3. And David dwelt with Achish at Gath, he and his men, every man with his household, even David with his two wives, Ahinoam the Jezreelitess, and Abigail the Carmelitess, Nabal's wife.
3. "David et ses gens restèrent à Gath auprès d`Akisch; ils avaient chacun leur famille, et David avait ses deux femmes, Achinoam de Jizreel, et Abigaïl de Carmel, femme de Nabal."
3. Ary nitoetra tao amin' i Akisy tany Gata i Davida, dia izy sy ny olony, samy nomban' ny ankohonany avy, ary Davida mbamin' ny vadiny roa dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila karmelita, ilay novinadin' i Nabala.
4. And it was told Saul that David was fled to Gath: and he sought no more again for him.
4. Saül, informé que David s`était enfui à Gath, cessa de le chercher.
4. Ary nambara tamin' i Saoly fa Davida efa nandositra nankany Gata, ka dia tsy nitady azy intsony izy.
5. And David said unto Achish, If I have now found grace in thine eyes, let them give me a place in some town in the country, that I may dwell there: for why should thy servant dwell in the royal city with thee?
5. "David dit à Akisch: Si j`ai trouvé grâce à tes yeux, qu`on me donne dans l`une des villes du pays un lieu où je puisse demeurer; car pourquoi ton serviteur habiterait-il avec toi dans la ville royale?"
5. Ary hoy Davida tamin' i Akisy: Raha mahita fitia eo imasonao aho, aoka mba homena fonenana ao amin' ny tanàna anankiray any an-tsaha aho mba honenako any, fa nahoana ny mpanomponao no hitoetra aminao eto amin' ny renivohitry ny fanjakana?
6. Then Achish gave him Ziklag that day: wherefore Ziklag pertaineth unto the kings of Judah unto this day.
6. Et ce même jour Akisch lui donna Tsiklag. C`est pourquoi Tsiklag a appartenu aux rois de Juda jusqu`à ce jour.
6. "Dia nomen' i Akisy azy androtrizay Ziklaga; ka dia an' ny mpanjakan' i Joda ambaraka androany Ziklaga."
7. And the time that David dwelt in the country of the Philistines was a full year and four months.
7. Le temps que David demeura dans le pays des Philistins fut d`un an et quatre mois.
7. Ary ny andro nitoeran' i Davida tany amin' ny tanin' ny Filistina dia herintaona sy efa-bolana.
8. And David and his men went up, and invaded the Geshurites, and the Gezrites, and the Amalekites: for those nations were of old the inhabitants of the land, as thou goest to Shur, even unto the land of Egypt.
8. "David et ses gens montaient et faisaient des incursions chez les Gueschuriens, les Guirziens et les Amalécites; car ces nations habitaient dès les temps anciens la contrée, du côté de Schur et jusqu`au pays d`Égypte."
8. "Ary Davida sy ny olony niakatra ka nanafika ny Gesorita sy ny Gizrita ary ny Amalekita; fa ireo nonina tamin' ny tany hatrizay ela izay, dia hatrany akaikin' i Sora, hatramin' ny tany Egypta."
9. And David smote the land, and left neither man nor woman alive, and took away the sheep, and the oxen, and the asses, and the camels, and the apparel, and returned, and came to Achish.
9. "David ravageait cette contrée; il ne laissait en vie ni homme ni femme, et il enlevait les brebis, les boeufs, les ânes, les chameaux, les vêtements, puis s`en retournait et allait chez Akisch."
9. Ary namely ny tany Davida, ka tsy nisy novelominy na lehilahy, na vehivavy, sady namabo ny ondry sy ny omby sy ny boriky sy ny rameva ary ny fitafiana izy, dia niverina nankany amin' i Akisy.
10. And Achish said, Whither have ye made a road to day? And David said, Against the south of Judah, and against the south of the Jerahmeelites, and against the south of the Kenites.
10. Akisch disait: Où avez-vous fait aujourd`hui vos courses? Et David répondait: Vers le midi de Juda, vers le midi des Jerachmeélites et vers le midi des Kéniens.
10. Ary hoy Akisy: taiza no nalehanareo androany? Dia hoy Davida: Nanafika ny atsimo izay an' ny Joda sy izay an' ny Jeramelita ary izay an' ny Kenita izahay.
11. And David saved neither man nor woman alive, to bring tidings to Gath, saying, Lest they should tell on us, saying, So did David, and so will be his manner all the while he dwelleth in the country of the Philistines.
11. "David ne laissait en vie ni homme ni femme, pour les amener à Gath; car, pensait-il, ils pourraient parler contre nous et dire: Ainsi a fait David. Et ce fut là sa manière d`agir tout le temps qu`il demeura dans le pays des Philistins."
11. "Ary tsy nisy novelomin' i Davida hoentiny any Gata, na lehilahy na vehivavy; fa hoy izy: Andrao izahay lazainy hoe: Toy izany no nataon' i Davida, ary toy izany no fanaony tamin' ny andro rehetra nitoerany tany amin' ny tanin' ny Filistina."
12. And Achish believed David, saying, He hath made his people Israel utterly to abhor him; therefore he shall be my servant for ever.
12. Akisch se fiait à David, et il disait: Il se rend odieux à Israël, son peuple, et il sera mon serviteur à jamais.
12. Ary Akisy nino an' i Davida ka nanao hoe: Efa nanamaimbo ny tenany any amin' ny Isiraely olony izy, ka dia ho mpanompoko mandrakizay.